Teny iditra hevi-teny
Singan-teny hevitra ; teny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanazavana ny teny araka ny tena izy na izay nanaovana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Explication de mot [1.5]
Ohatra 
1Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky. [2.606]
2Andrianaivoravelona izy rehetra hampianatra azy heviteny, indray mandeha isam-bolana, fa tsy ho vitanay izao zava-dehibe nifanarahana izao, hoy izy, raha tsy mitombo ny fahalalanay ny Tenin' Andriamanitra. [2.649]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/09