Teny iditra hevo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanatsinkafonana ny ranon-tany hahatsara ny fambolena. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra hevo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] lohamalemy [Rakotosaona 1972]
 faritry ny lohan-jaza tsy mikatona ny taolana [SLP 1986]
Famaritana frantsay fontanelle [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra lohamalemy

2011/04/13