Teny iditra hevoina (hevo)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Poipoirina mba tsy hifatratra: Hevoy matetika ny tany misy voly [Rajemisa 1985]
Endriteny 
hevoina
hevoiko
hevoinao
hevoiny
hevointsika
hevoinay
hevoinareo
hevoin'
hevoin-
hevoim-
hevoi-
nohevoina
nohevoiko
nohevoinao
nohevoiny
nohevointsika
nohevoinay
nohevoinareo
nohevoin'
nohevoin-
nohevoim-
nohevoi-
hohevoina
hohevoiko
hohevoinao
hohevoiny
hohevointsika
hohevoinay
hohevoinareo
hohevoin'
hohevoin-
hohevoim-
hohevoi-
hevoy

2010/05/14