Teny iditra heza
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ranon-davenon' ahitra nodorana natao hampandaitra ny loko amin' ny lamba. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra heza
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] vony manopy mena (mena+vony) [Rakotosaona 1972]
Tsanganana sy sary iray takila   Ny Loko
Fifanahafana   haboka

Nohavaozina tamin' ny 2015/12/07