Teny iditra hezaina (heza)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Asiana heza: Tsy nohezainao tsara angaha ity lamba ity no niofo vetivety [Rajemisa 1985]
Endriteny 
hezaina
hezaiko
hezainao
hezainy
hezaintsika
hezainay
hezainareo
hezain'
hezain-
hezaim-
hezai-
nohezaina
nohezaiko
nohezainao
nohezainy
nohezaintsika
nohezainay
nohezainareo
nohezain'
nohezain-
nohezaim-
nohezai-
hohezaina
hohezaiko
hohezainao
hohezainy
hohezaintsika
hohezainay
hohezainareo
hohezain'
hohezain-
hohezaim-
hohezai-
hezao

2010/05/14