Teny iditra hia
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy fahazoa-nofo, fahamaimainana, tsy fisiana tavy, toa taolana fotsiny: Ny tavy no mifanohitra amin' ny hia [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy leanness [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay maigreur [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 ténuité [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mifanohi-kevitra 

Teny iditra hia
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] pluie qui ne cesse de tomber. [David 1952 (takila I)]
Voambolana 

Teny iditra hia
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana malagasy Teny entina manakora ny hafa, sakoa izay: Hia! Manao ahoana izany voa! [Rajemisa 1985]

2017/03/10