Teny iditra | hiala > mialaka (alaka) | ||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Maka [1.78] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | mailaka, malaika, malakia, mialaka |
Teny iditra | hiala > miala (ala) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manala amin' ny tena: Miala tsiny, miala satroka Afaka: Tsy mety miala io pentina io na sasana aza Mijanona tsy ho...: Miala tsy ho ben' ny tanàna intsony, hono, Randria Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahavoa Miainga: Miala amin' ny 4 maraina izahay rahampitso [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To leave, to go away [1.2, 1.7] | ||||||||
To go out, to retire [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Partir, quitter un lieu [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miala io | ||||||||
Teny iditra | hiala > mialà (ala) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miala | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | malay, malia, miala |
Teny iditra | hiala > ialana (ala) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ialana io | ||||||||
Fivaditsoratra | alaina, ialana |