Teny iditra hiboka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mihidy tsy afa-mivoaka; tampina tsy misy hialana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   full, crowded; enclosed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   [Tankarana] plein, épais ; gros nuage qui assombrit. [David 1952 (takila H)]
   plein, fermé [Hallanger 1974]
Sampanteny  

2017/03/10