Teny iditra hidiana (hidy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy (varavarana) Asiana hidiny, izany hoe tanana amin' ny batana amin' ny alalan' ny fanalahidy na karetsaka, mba tsy ho afaka hivoha: Efa nohidianao ve ny varavarankely any an-tany?
¶ (zavatra) Atao ao anaty toerana mihidy: Nohidiany tao anaty vata ny firavany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be closed, to be locked [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on ferme à clé ou avec une barre [Hallanger 1974]
Endriteny 
hidiana
hidiako
hidianao
hidiany
hidiantsika
hidianay
hidianareo
hidian'
hidian-
hidiam-
hidia-
nohidiana
nohidiako
nohidianao
nohidiany
nohidiantsika
nohidianay
nohidianareo
nohidian'
nohidian-
nohidiam-
nohidia-
hohidiana
hohidiako
hohidianao
hohidiany
hohidiantsika
hohidianay
hohidianareo
hohidian'
hohidian-
hohidiam-
hohidia-
hidio

2010/09/11