Teny iditra hidihidy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fahamaimaizana mahazo ny hoditra ka mahate hihaotra: Loza ny hidihidy mahazo ahy fa voan' ny lay tatsy an-tokotany aho
¶ Fahamaimaizana ta hanao zavatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   an itch [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   démangeaison [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   prurit
¶ figuré: envie [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra hidihidy (hidy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   serrement des dents, silence obstiné, paroles de colère; état de ce qui est serré, épais [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/21