Teny iditra hidin-drano
Singan-teny hidy ; rano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fefy namboarina hamiliana ny rano hanondraka ny tanimbary ka azo vohaina sy hidiana araka izay ilana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Vanne [1.13]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/20