Teny iditra hidio (hidy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao hidiana [fitanisana]
Ohatra 
1Ividiano gadanà ny vatako, hidio ary tahirizo any amin' ialahy ny fanalahidy. [Andraina: Mitaraina, takila 183]
2Hidio ny trano Ramatoa fa izaho handry any aminay [Fox: Hainteny, laharana 124]

Teny iditra hidio (dio)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao midio

2012/07/26