Teny iditra hifika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanesorana; fandavana tsy hanaiky
¶ Fialana tsy hikasika na handray akory [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a shaking, a pushing away [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay action de secouer, de repousser [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31