Teny iditra hifitra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indray): Ela tsy nikavina izy ka hifotra indray ilay lavaka natao teo amin' ny nanevehana azy
Fenofeno matavy [1.1]
Tovy hevitra hifotra

Teny iditra hifitra (fitra)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mifitra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05