Teny iditra hiforana (hifotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tampenana, tsentsenana: Nohiforana ilay varavarankely tao atsinanana fa nangatsiaka loatra tao an' efitra noho ny rivotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hiforana, hiforako, hiforanao, hiforany, hiforantsika, hiforanay, hiforanareo, hiforan', hiforan-, hiforam-, hifora-
Ny lasa : nohiforana, nohiforako, nohiforanao, nohiforany, nohiforantsika, nohiforanay, nohiforanareo, nohiforan', nohiforan-, nohiforam-, nohifora-
Ny hoavy : hohiforana, hohiforako, hohiforanao, hohiforany, hohiforantsika, hohiforanay, hohiforanareo, hohiforan', hohiforan-, hohiforam-, hohifora-
Filaza mandidy : hifory

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05