Teny iditra hifotra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indray): Ela tsy nikavina izy ka hifotra indray ilay lavaka natao teo amin' ny nanevehana azy
¶ Fenofeno matavy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra hifitra

2009/10/21