Teny iditra | hihirana (hihitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsitsina: Hihiro ny volanao, anaka Ilozohana, ilofosana, imasoana: Nohihiriny ny asany ka vitany tsara [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | harihina, hihirana, hirihana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |