Teny iditra | hihisana (hihy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alana ny hodi-maleminy: Hihiso ny mangahazo fa maika hohandroina (katsaka) kikisana ny voany hiala amin' ny babiny: Hihiso ity katsaka ity [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hihisana io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |