Teny iditra hihy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Nify [1.78]
 Ilay nofo mena manarona ny vody nify, akanjo-nify [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The gums [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Les gencives [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra hihi-nify
Kamban-teny 

Teny iditra hihy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikikisana, fikaohana ny loto miraikitra amin-javatra; famoasana ny hoditry ny voankazo na ny ovy [1.1]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra hihy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Sohika [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20