Teny iditra hika
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Feno mitohoka tsy misy elanelany kely akory, feno mifanizina, tsy afa-mandeha fa tsentsina sy mihandrona, mijanona ary mihizina: Sambo feno hika entam-barotra [Rajemisa 1985]

Teny iditra hika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ¶ Fahafenoana mitohoka, mifanizina; tsy fahafahana mandeha fa tsentsina sy mihizina [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/18