Teny iditra hike
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Mahafaly] mitsinjaka sady mikiake manao hoe : Hik! Hik! Hik! Hik! [Rakotosaona 1972]

Teny iditra hike
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Mahafaly] farimpeo [Rakotosaona 1972]

Teny iditra hike
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Mahafaly] karazan-dihy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra hike
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] vangy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra hike
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy dia an-tongotra lavitra [Hallanger 1969]

2010/05/06