Teny iditra hila
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy fahamarinan-toerana fa mitongilangilana, tsy fipetrahana tsara amin' ny toerana iray ihany fa firaidraikana mialoha sy miaoriana, miankavia sy miankavanana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Endriteny 
hila
hilako
hilanao
hilany
hilantsika
hilanay
hilanareo
hilan'
hilan-
hilam-
-kila
-kilako
-kilanao
-kilany
-kilantsika
-kilanay
-kilanareo
-kilan'
-kilan-
-kilam-
Teny mitovy hevitra hilahila

Teny iditra hila (ila)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mila

2010/10/28