Teny iditra hilahila (hila)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tsy fahamarinan-toerana fa mitongilangilana, tsy fipetrahana tsara amin' ny toerana iray ihany fa firaidraikana mialoha sy miaoriana, miankavia sy miankavanana [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   hila

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23