Teny iditra himoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Manakombona mafy ny vava mba tsy hivoaka ny hehy; fitanana ny hehy tsy hipoaka. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra himokimoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31