Teny iditra himokimoka (himoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Manakombona mafy ny vava mba tsy hivoaka ny hehy; fitanana ny hehy tsy hipoaka. [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra himoka

2009/02/23