Teny iditra hina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hery, fikelezana aina [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] hery na hasin'ny maty [Rakotosaona 1972]

Teny iditra hina
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay entente, accord, union de pensée ou d'effort [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/09/05