Teny iditra hinakinaka (hinaka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fikapohana mafy tsy misy fangorahana na amin' ny hazo na amin' ny karavasy [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   hinaka

Teny iditra hinakinaka (hinaka)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Sady lehibe no matavy, botrefona [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   hinaka

Nohavaozina tamin' ny 2010/09/16