Teny iditra |
hindrahindra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanaingana amin' ny sandry ny zazakely lalaovina na rotsirotsina :
fanandratana sady fanetsiketsehana ny zavatra ampideraina [1.10]
|
| Rotsirotsy famalifaliana; fanasohasoana amin' ny doka na tambitamby; fikarenjirenjena, fipelipelehana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Playfulness, wantonness [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de folâtrer, de balancer [1.3, 1.8]
|
| Action de remuer [1.3]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
hindrahindra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | Playful, frisky [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui folâtre [1.8]
|
|