Teny iditra | hingitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] hintitra [1.19] | |
Tovy hevitra | hintitra | |
Teny iditra | hingitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ahitra (somary hazo), mitovy ravina tsara amin'ny hazo fihinan-dravina irony, antsoin'ny olona hoe ananambo irony. [2.245] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | hangitry, hingitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/09 |