Teny iditra hinjaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Dihy sy fihetsika mitsamboamboatra, ka ny tongotra no mandray anjara betsaka; fitsambikimbikinana noho ny hafaliana na ny hatairana, [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23