Teny iditra hinjitra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Miridiridy sady henjana; mijoro na mitsotra fa tsy afa-milefitra: Hinjitra loatra ity lamba ity [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy stiff, rigid; outstretched [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay raide; rigide; étendu [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31