Teny iditra hipoka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza toerana feno tanteraka ka tsy misy azo anisihana olona na zavatra intsony (matetika no entina manamafy ny hevitry ny teny hoe feno izay atao eo alohany izy) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy full, crammed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay comblé, bondé [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2010/09/16