Teny iditra hira
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] lalao, kilalao, hehy [Rakotosaona 1975]
 Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay
¶ Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana)
¶ Hirahira: Hira andaniana andro.
Mitovy hevitra: antsa ~ atoa ~ kalo ~ kalokalo ~ vazo ~ vetso
¶ (Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso)
Fanazavàna teny anglisy a song; music; play [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay chant [Abinal 1888 takila 249|1.8, Hallanger 1974 takila 249|1.8]
 airs, musique vocale
¶ action de s'amuser avec des objets [Abinal 1888]
 musique; jeux [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
hira
hirako
hiranao
hirany
hirantsika
hiranay
hiranareo
hiran'
hiran-
hiram-
-kira
-kirako
-kiranao
-kirany
-kirantsika
-kiranay
-kiranareo
-kiran'
-kiran-
-kiram-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Hira inona no nohiraintsika? [Profita: Ranary, takila 90]
2Voatery naverina intelo ilay hira. [Ravelomanana: Lalana, takila 70]
3Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany. [Andraina: I Vola, takila 69]
Teny nalaina 

Teny iditra hira
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] anaran-gidro [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy ring-tailed lemur (Lemur catta) [Mittermeier: Lemurs]
Fanazavàna teny frantsay maki, maki mococo, maque (Lemur catta) [Mittermeier: Lemurs]
Voambolana 
Anarana siantifika Lemur catta
Mpitovy hevitra hirana
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro
Sary 

Teny iditra Hira
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara [Randzavola: Baiboly takila 396]
Fanazavàna teny anglisy Hirah [Baiboly]
Fanazavàna teny frantsay Hira [Baiboly]
Voambolana 
Teny nalaina 

Teny iditra Hi
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy zanak' i Aksesa [Baiboly]
 Ira [Baiboly]
Fanazavàna teny frantsay Ira [Baiboly]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31