Teny iditra hirahira (hira)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] lalao [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay chant pour passer le temps, pour s'amuser [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra 
1Maro ny kilalao ataony amin' izany, toy ny baolina, fanenjika, hirahira sy dihy. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 17]
2Mbola mafana ihany ny kilalaon' ny ankizy ka hehy sy tehatehaka amin' ny hirahira no itabatabany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 148]
3Tsy kalokalo na hirahira No mampifelana izato endriny, Ranomaso no mamonto azy, Mahatsiaro ny maty rehetra. [Rabearivelo: Dihy]
4Fa ny ankizy sy ny tanora, lahy sy vavy kosa, ny dokam-barotra sy ny hirahira samihafa mbamin'ny tantara mitohy mandeha amin'ny antoandro no arahiny tsy tapaka. [Razafiarivony: Harivolana, takila 76]

2017/03/06