Teny iditra hiraina (hira)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao an-kira: Hirao ange "Ry tanindrazanay malala" [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be sung [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on chante [Hallanger 1974]
Endriteny 
hiraina
hiraiko
hirainao
hirainy
hiraintsika
hirainay
hirainareo
hirain'
hirain-
hiraim-
hirai-
nohiraina
nohiraiko
nohirainao
nohirainy
nohiraintsika
nohirainay
nohirainareo
nohirain'
nohirain-
nohiraim-
nohirai-
hohiraina
hohiraiko
hohirainao
hohirainy
hohiraintsika
hohirainay
hohirainareo
hohirain'
hohirain-
hohiraim-
hohirai-
hirao

2012/12/18