Teny iditra hira masina (hira, hasina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ilazana ny hira atao ho fiderana an' Andriamanitra, ka any antrano fivavahana indrindra no fanaovana azy [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra hiram-piangonana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31