Teny iditra hiram-pirenena (hira, reny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny anglisy national anthem [3.1]
Fanazavàna teny frantsay hymne national [SLP 1986, Rajaonarimanana 1995, Rakotonaivo 1993]
Mpitovy hevitra sidikinina
Mpanahaka  Hiram-pirenena malagasy : Ry Tanindrazanay malala ô!
Ohatra Isa-maraina ny Radiô-Tananarivo, dia ny hirampirenena no anombohany ny programa [Rakotozafy: Ratsimba, takila 8]

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/06