Teny iditra hirana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana
¶ Hirika na loaka idiran' ny fahazavana
¶ Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a glimmer of light [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra hirangirana

Teny iditra hiraña
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] karazan'akondro kely mavomavo no sady mamy be. [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra hirana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] anaran-gidro [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra hira
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

2015/03/05