Teny iditra hirangirana (hirana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana
¶ Hirika na loaka idiran' ny fahazavana
¶ Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a glimmer of light [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra hirana

2009/02/23