Teny iditra hirava (rava)
Sokajin-teny   ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mirava
Ohatra  
1Ary tampimasoandro no atao vao izay no hirava ny vahoaka. [Callet: Tantara, takila 261]
2Nony hirava ka nampiditrany entany ilay ankizy, tsy tao intsony ny vola. [Andraina: Mitaraina, takila 56]

Teny iditra Hira va?
Sokajin-teny   fomba fiteny
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/23