Teny iditra hirifana (hirika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy loahana: Nohirifana tamin' ny fandraka ny hazo
¶ tadiavina ho fantatra, haro-fana: Nohirifany mafy ny hahalala ny hevitro
¶ bina mafy ho azo: Hirifako io boky io [Rajemisa 1985]
Endriteny 
hirifana
hirifako
hirifanao
hirifany
hirifantsika
hirifanay
hirifanareo
hirifan'
hirifan-
hirifam-
hirifa-
nohirifana
nohirifako
nohirifanao
nohirifany
nohirifantsika
nohirifanay
nohirifanareo
nohirifan'
nohirifan-
nohirifam-
nohirifa-
hohirifana
hohirifako
hohirifanao
hohirifany
hohirifantsika
hohirifanay
hohirifanareo
hohirifan'
hohirifan-
hohirifam-
hohirifa-
hirifo

2010/05/14