Teny iditra | hirihiriny | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Tana izy tsy misy fangarony; izy tsy mbola nisy fanampiny hafa: Raha vao mahita Malagasy mahay mandanjalanja sy tia fihavanana aho, dia hoy aho hoe "Izany ka mbola Malagasy hirihiriny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Genuine, unadulterated, pure [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Vrai, tout à fait cela [1.8] | |
Teny iditra | hirihiriny (hirihiry) | |
Sokajin-teny | anarana hirihiry sy mpisolo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |