Teny iditra hirihiry
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fihenahenana tsy miteny na mihetsika; fandavana jadona amin' izay lazaina azy; fanehoana di-doha tsy hanaraka ny hevitry ny hafa. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Endriteny  
hirihiry
hirihiriko
hirihirinao
hirihiriny
hirihirintsika
hirihirinay
hirihirinareo
hirihirin'
hirihirin-
hirihirim-
-kirihiry

2010/09/19