Teny iditra hirika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lavaka na loaka kely ahazoana mahita ny any ambadika; fitadiavana hahalala; faniriana mafy hahazo zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A small hole or opening [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Petit trou [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31