Teny iditra hisatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hodi-jozoro endahana mba horarina hatao tsihy na harona [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra hisatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikisahana na fikorisana miadana ary mikasoka; tsy fisosana tsara. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2011/02/06