Teny iditra hitako > mitako
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Miara-milanja, mitondra, milanja [1.78]

Fivaditsoratra 

Teny iditra hitako > itana (ita)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Robohina mba hankanesana erỳ an-dafin-drano; vikinina mba hahatongavana erỳ an-dafin-kady: Sarotra itana itỳ rano itỳ izany fa lalina / Mora itana ve io hady io? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be crossed, as a river, a valley, etc. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on passe, qu'on traverse, qu'on franchit. Mora itana ny rano eto (il est facile de passer la rivière ici) / Sarotra itana io hady io (il est difficile de franchir ce fossé) [1.3]
 Qu'on traverse, comme une rivière, une vallée, etc [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : itana, itako, itanao, itany, itantsika, itanay, itanareo, itan', itan-, itam-, ita-
Ny lasa : nitana, nitako, nitanao, nitany, nitantsika, nitanay, nitanareo, nitan', nitan-, nitam-, nita-
Ny hoavy : hitana, hitako, hitanao, hitany, hitantsika, hitanay, hitanareo, hitan', hitan-, hitam-, hita-
Filaza mandidy : itao
Kamban-teny 

Teny iditra hitako > itana (ita)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : itana, itako, itanao, itany, itantsika, itanay, itanareo, itan', itan-, itam-, ita-
Ny lasa : nitana, nitako, nitanao, nitany, nitantsika, nitanay, nitanareo, nitan', nitan-, nitam-, nita-
Ny hoavy : hitana, hitako, hitanao, hitany, hitantsika, hitanay, hitanareo, hitan', hitan-, hitam-, hita-
Filaza mandidy : itao

Fivaditsoratra 

Teny iditra hitako > hita
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tazana, voatsipalotry ny maso: Hitanao ve ry vorona ambony hazo iry?
Miseho rehefa avy notadiavina: Hitako ilay solomasoko very
Voazaha ary fantatra: Efa hitanao ve ilay trano tianao hovidina
Fantatra: Hitako ny hevitrao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Seen; found [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vu, trouvé [1.3, 1.8]
 Découvert, inventé; su, connu, compris, deviné [1.3]
Ohatra 
1Hitako teny an-tsena izy (Je l'ai vu au marché) [1.3]
2Hitako ny bokiko very (J'ai trouvé le livre que j'avais perdu) [1.3]
3Hitako ny ataonao (Je vois, je sais ce que vous faites) [1.3]
4Hitako ny hevitrao (Je connais votre pensée) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hita, hitako, hitanao, hitany, hitantsika, hitanay, hitanareo, hitan', hitan-, hitam-
Ny lasa : hita, hitako, hitanao, hitany, hitantsika, hitanay, hitanareo, hitan', hitan-, hitam-
Ny hoavy : ho hita, ho hitako, ho hitanao, ho hitany, ho hitantsika, ho hitanay, ho hitanareo, ho hitan', ho hitan-, ho hitam-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Zanakanarana Ary hitako (Andriarimalala René)

Teny iditra hitako > hità
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Setroka [1.78]

Fivaditsoratra