Teny iditra hitikitika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikasihana faritra sasany amin' ny tena ka mahatonga hihomehy sy hihetsika; kibokibo; fanaitairana ny saina mba hiteny na hanao (jereo Kitikitika). [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra hitikitika
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau, petit hibou, crécerelle. § hitsikìtsika. [David 1952 (takila H)]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra hitikitiky

2017/03/10