Teny iditra hitrikitrihana (hitrikitrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Enti-milaza olona na zavatra tsatohana na trobahana zava-maranitra: Nohitrikitrihan' i Dadany lefona ny mpangalatra
¶ Lerana totohondry: Nohitrikitrihany ny totohondry aho
¶ Asiana teny mafy: Nohitrikitrihiny teny mafy aho ka gina foana tao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
hitrikitrihana
hitrikitrihako
hitrikitrihanao
hitrikitrihany
hitrikitrihantsika
hitrikitrihanay
hitrikitrihanareo
hitrikitrihan'
hitrikitrihan-
hitrikitriham-
hitrikitriha-
nohitrikitrihana
nohitrikitrihako
nohitrikitrihanao
nohitrikitrihany
nohitrikitrihantsika
nohitrikitrihanay
nohitrikitrihanareo
nohitrikitrihan'
nohitrikitrihan-
nohitrikitriham-
nohitrikitriha-
hohitrikitrihana
hohitrikitrihako
hohitrikitrihanao
hohitrikitrihany
hohitrikitrihantsika
hohitrikitrihanay
hohitrikitrihanareo
hohitrikitrihan'
hohitrikitrihan-
hohitrikitriham-
hohitrikitriha-
hitrikitriho
Teny mitovy hevitra hitrikitrihina

2010/05/05