Teny iditra hitrikitrihina (hitrikitrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Enti-milaza olona na zavatra tsatohana na trobahana zava-maranitra: Nohitrikitrihan' i Dadany lefona ny mpangalatra
¶ Lerana totohondry: Nohitrikitrihany ny totohondry aho
¶ Asiana teny mafy: Nohitrikitrihiny teny mafy aho ka gina foana tao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
hitrikitrihina
hitrikitrihiko
hitrikitrihinao
hitrikitrihiny
hitrikitrihintsika
hitrikitrihinay
hitrikitrihinareo
hitrikitrihin'
hitrikitrihin-
hitrikitrihim-
hitrikitrihi-
nohitrikitrihina
nohitrikitrihiko
nohitrikitrihinao
nohitrikitrihiny
nohitrikitrihintsika
nohitrikitrihinay
nohitrikitrihinareo
nohitrikitrihin'
nohitrikitrihin-
nohitrikitrihim-
nohitrikitrihi-
hohitrikitrihina
hohitrikitrihiko
hohitrikitrihinao
hohitrikitrihiny
hohitrikitrihintsika
hohitrikitrihinay
hohitrikitrihinareo
hohitrikitrihin'
hohitrikitrihin-
hohitrikitrihim-
hohitrikitrihi-
hitrikitriho
Teny mitovy hevitra hitrikitrihana

2010/05/05