Teny iditra hitrikitrika (hitrika)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fandentehana zavatra amin-kery; famelezana mafy amin-javatra na amin' ny teny. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   hitrika

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23